Tongasoa eto amin’ny blog REPRESA Madagasikara, loharanom-baovao momba ny hetsika ataonay hanamafisana ny faharetana amin’ny toetr’andro eo amin’ireo vondrom-piarahamonina marefo eto Madagasikara. Ampahafantarinay amin’ny alàlan’ny lahatsoratray ny momba ny tetikasanay, ny fandrosoan’izany ary ny fanamby atrehintsika amin’ny iraka ataonay mba hiarovana ny mponina eo an-toerana amin’ny loza sy tandindon-doza.
Tantara eny ifotony
Hetsika sy atrikasa
Lahatsoratra momba ny fandrosoana sy ny fanamby amin’ny tetikasa