FAQ – Fanontaniana apetraka matetika momba ny REPRESA

  • Tongasoa
  • FAQ – Fanontaniana apetraka matetika momba ny REPRESA
  1. REPRESA (Resilience and Preparedness to tropical cyclones across Southern Africa) dia tetikasa isam-paritra momba ny fanajariana sy ny fanoherana ny fiovan’ny toetrandro, mifantoka amin’i Madagasikara, Mozambika ary Malawi.
    Vatsian’ny FCDO sy IDRC amin'ny alalan'ny CLARE (Climate Adaptation & Resilience), ny tanjony dia ny hanamafisana ny fahaizan’ny fiaraha-monina, ny andrim-panjakana ary ny sehatra siantifika hiatrika sy hamaly ny rivo-doza sy ireo voka-dratsiny miverina.
  • Fampivoarana rafitra fampandrenesana mialoha mifototra amin’ny fiantraikany
  • Fanatsarana ny « modélisation climatique et hydrodynamique à haute résolution»
  • Fiaraha-mamorona paikady fanajariana miaraka amin’ny fiaraha-monina marefo

Maharitra 42 volana (volana jona 2023 – novambra 2026) ny tetikasa REPRESA.

  1. Andrim-pampianarana mitarika:
  • Oniversiten’i Witwatersrand (Afrika Atsimo)
  • Oniversiten’i Eduardo Mondlane (Mozambika)
  • Oniversiten’i Bristol (UK)
  • UK Met Office, Hadley Centre
  • ECMWF (Centre européen pour les prévisions météorologiques à moyen terme)
  • Oniversiten’i Reading
  • Sampan-draharaha momba ny toetrandro sy fitantanana loza (Madagasikara, Malawi, Mozambika)
  • ONG eo an-toerana (isan'izany ny ARAKE, mpiara-mitarika ao Madagasikara)
  • Oniversite sy manampahefana
  • Climate Centre de la Croix-Rouge
  1.  
  • Fiaraha-monina marefo amin’ny rivo-doza sy ny tondradrano
  • Vehivavy, ankizy, mponina nafindra toerana sy mpifindra monina
  • Sampan-draharaham-panjakana, mpitantana loza voajanahary, ONG sy mpanome fanampiana
  • Mpikaroka, mpikarakara tetikasa ary matihanina amin’ny fampandrosoana
  • Fanamboarana modely toetrandro momba ny tafiotra (fihetsika, firafitra, orana)
  • « modèle hydrodynamique » hiomanana amin’ny faritra mety ho tondraka
  • Fanatsarana ny rafitra fanairana mialoha
  • Famolavolana drafitra fanajariana amin’ny fambolena, fotodrafitrasa, sy fanorenana tanàna
  • Fandinihana momba ny fifindra-monina sy ny farefoana ara-tsosialy
  • Fanamafisana fahaiza-manao ho an’ny siantifika, mpanapa-kevitra, ary fiaraha-monina
  • Amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny fikarohana (mpianatra amin’ny anjery manontolo, andrim-panjakana)
  • Fampidirana fahaiza-manao amin’ny modely, famaliana loza, na fampianarana
  • Fandraisana anjara amin’ny atrikasa sy fakan-kevitra eny an-toerana
  • Lahatsoratra siantifika sy angon-drakitra
  • Fitaovana fampianarana: horonantsary, torolalana, sary manazava
  • Vavolombelona avy amin’ny fiaraha-monina
  • Sarintany mifandray amin’ny loza sy tondradrano
  • Sary sy lahatsary amin’ny asa eny ifotony
  • « Blog » sy vaovao
  • Ao amin’ny fizarana “Productions” ny tatitra sy lahatsoratra siantifika
  • Ny angon-drakitra teknika dia any amin’ny mpiara-miombon’antoka — afaka mifandray aminay
  • Malalaka ny fidirana raha azo atao, saingy misy angona mitaky fahazoan-dalana

📧 Raha mila miditra amin’ny angona: Arake.Mada@proton.me

Ny tetikasa dia vatsian’ny CLARE, iarahan’ny FCDO (Fanjakana Britanika) sy ny IDRC (Kanada).
CLARE dia manohana tetikasa fanajariana toetrandro ho an’ny firenena manana fidiram-bola ambany sy antonony. Teti-bola manontolo: 110 tapitrisa livres sterling.

  • Rafitra fiomanana amin’ny loza voajanahary matanjaka kokoa
  • Fananganana hetsika mialoha mifototra amin’ny vinavina
  • Paikady fanajariana novolavolaina miaraka amin’ireo mpandray anjara
  • Fifanakalozana siansa-politika matotra kokoa aty amin’ny Afrika Atsimo
  • Fahaiza-manao ho an’ny tohibely amin’ny faritra iharan’ny rivo’doza

Eny! REPRESA dia mikarakara:

  • Atrikasa nasionaly sy isam-paritra
  • « Webinaire » sy fifanakalozana an-tserasera
  • Fakan-kevitra

📅 Zahao ny tetiandro na bilaogy amin’ny tranonkala ho an’ny daty sy fisoratana anarana.

 

  • Amin’ny alalan’ny atrikasa iombonana sy Living Labs
  • Amin’ny fanaovana sarintany, fitantarana fiainana ary famolavolana fanairana miaraka
  • Mandray anjara amin’ny fanamboarana fitaovana mifanaraka amin’ny zava-misy
  • Ny mpitarika eny an-toerana, tanora sy vehivavy dia andraikitra lehibe

Eny. REPRESA dia manome:

  • “Des jeux de données issus des modélisations climatiques et hydrologiques »
  • Fitaovana fampiofanana ho an’ny oniversite sy toby toetrandro
  • Fahafahana hanaraka fiofanana sy fiaraha-miasa amin’ny fikarohana
  • Fidirana amin’ny ekipa mpanao modely raha ilaina

 

  • Araho ny tranokalan’ireo mpiara-miombon’antoka
  • Midira ao amin’ny sehatra CLARE sy ny “webinaire” ho an’ny daholobe
  • Ho avy tsy ho ela: vaovao sy fanambaràna amin’ny tambajotra sosialy