0:00 / 0:00 Fandaharana KAROKE Mitsinjo Lalana marefo mankany amin’ny fahaiza-miatrika saingy efa miainga Ao amin’ny faritra andrefan’i Madagasikara no misy an’i Matsakabanja, kaominina iray izay fantatra fahiny tamin’ny habetsahan’ny vokatra ara-pambolena sy fiompiana. Ankehitriny anefa, anisan’ireo tena iharan’ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetrandro izy. Niova tanteraka ny toe-karena ifotony, izay niankina…