Rivodoza Batsirai tao Morombe: Manoloana ny fomba amam-panao sy ny fanamby , ny ady atrehin’ny vondrom-piarahamonina
0:00 / 0:00 Fandaharana KAROKE Morombe Isan-taona, miatrika fandrahonana mitohy avy amin’ny rivodoza i Madagasikara — loza voajanahary izay manakorontana lalina ny fiainan’ireo fiarahamonina amoron-tsiraka. Anisan’ireo rivodoza mahery vaika indrindra tato anatin’ny folo taona, namely mafy ny faritra Morombe ny rivodoza Batsirai, faritra onenan’ny mponina izay mifandray akaiky amin’ny…



