mapping-mg

Famolavolana sarintany iarahan’ny rehetra manao: fanohanana ataonay amin’ny fananganana sy fanatsarana ny rafitra fampitandremana mialoha, ary amin’ny famantarana ireo safidy haiatrika any Mananjary, Morombe, Ankarafantsika ary Mitsinjo

Sarintany Iaraha-mamolavola – REPRESA Ny sarintany iaraha-mamolavola : fomba fiasa mifototra amin’ny vondrom-piarahamonina Rehefa misy rivodoza na tondradrano, tena zava-dehibe ny fotoana rehetra. Ka mba hahatonga ho tena mahavonjy aina tokoa ny rafitra fampitandremana mialoha ary mba tena haharitra kokoa ireo safidy haiatrika, dia tokony hifanaraka tsara amin’ny tena zava-misy…
Read More