Participation-mg

Fomba niasanay : Dingana niarahana – Fomba fiasa REPRESA

Niorina tamin’ny fiaraha-miasa, ny fifampianarana ary ny fandraisana anjara avy amin’ny mpiara-miombon’antoka eo an-toerana ny tetikasa. Hatramin’ny voalohany dia notanterahina tamin’ny fomba manokana sy mifandanja ny asa, niaraka tamin’ny vondrom-piarahamonina, ireo mpikaroka, ary ireo mpiara-miasa ara-panjakana manerana an’i Madagasikara. Famolavolana niarahana ny fandaharam-pikarohana Ny feon’ny mponina no namolavola ny laharam-pahamehana. Nandritra ny…
Read More

World Café: manangana faharetana miaraka

World Café momba ny rafitra fanairana mialoha sy ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro Manoloana ny fitomboan’ny fahabetsahan’ny rivodoza sy ny tondra-drano eto Madagasikara, dia mazava fa zava-dehibe ny fanamafisana ny faharetana. Noho izany dia nikarakara andiana fivoriana antsoina hoe World Café izahay nandritra ny fanangonana angon-drakitra teto Madagasikara, izay namoriana…
Read More

Atrikasa fitantarana

Fakana tantara ho fanamafisana fahalalana amin’ny alalan’ny fitantarana Noho ny fanangonan-kevitra natao, dia nikarakara andiana atrikasa fitantarana izahay ho an’ireo lohahevitra maro amin’ny fikarohana, toy ny fomba fijerin’ny olona ny fiovan’ny toetrandro sy ny safidy hoenti-miatrika izany amin’ny sehatry ny fambolena, fotodrafitrasa, jono sy harena anaty rano, ny rafitra fanairana…
Read More

Fitsidihana an-trano

Manangona hevitra tena izy avy amin’ny vondrom-piarahamonina amin’ny alàlan’ny fomba fiasa vaovao Nandritra ny fanatanterahanay ny fikarohana tany Mananjary, Morombe, Ankarafantsika ary Mitsinjo, dia nampihatra fomba fiasa miavaka sy afaka mifanaraka amin’ny amin’ny zavamisy izahay amin’ny fanaovana angon-kevitra (collecte de données), mihoatra lavitra noho ny fomba fanao mahazatra. Ivon’ny asa…
Read More